Kaominina ambanivohitr’i Maromitety: ahina ny mety hisiana valanaretina maro
[Newsmada - Madagascar] - 16/01/2025
Valifaty politika ahina hihitatra hatramin’ny maha olona sy tsindry ara-tsosialy ka mety hitarika fiforonana valanaretina maro samihafa ny trangan-javatra miseho ao amin’ny fokontany maromaro eo anivon’ny kominina ambanivohitr’ i Maromitety, niatomboka ny 12 desambra lasa teo. Samson na (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Futsal, vehivavy – CAN 2025: Miray vondrona ny Barea sy i Sénégal
Notontosaina omaly, tany Egypte, ny antsapaka amin’ny andiany voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Fivarotana nosy amin’ny Emiratis : Nodisoin’ny fanjakana ny vaovao miely
Namoaka fanambarana mandà marindrano ireo lainga aparitaka amin’ny tambajotra sosialy, milaza ny fivarotana ireo (…)
[Newsmada] - 8/02/2025
Afrobasket 2025 : Ho avy ny 18 febroary i Mathias M’Madi
Efa manomboka tonga tsikelikely eto Madagasikara ireo mpilalao basikety milaravinahitra any ivelany, hiatrika ny (…)
[Newsmada] - 13/02/2025
Faritra Androy: Hatsaraina ny drafi-panajariana ifotony
Mitohy ny hetsika eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT). Tafiditra (…)
[Newsmada] - 12/02/2025
Corentin Martins : Lasa nitily ireo Malagasy mpilalao any ivelany
Herinandro androany no nahavoatendry an’i Corentin Da Silva Martins ho mpanazatra ny Barea de Madagascar. (…)
[Newsmada] - 6/02/2025