SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada - Madagascar] - 30/01/2025
Hiditra amin’ny lalao ampahefa-dalana, ny fifaninanana « Fety de Baskety e !”, karakarain’ny AT2B (Andraisoro Tia Basket ball), ho fankalazana ny faha-15 taona nijoroan’ny kliobany. Eny amin’ny kianja Andraisoro ihany no hanaovana ny lalao, amin’ny faran’ity herinandro ity. Hitohy any Bongolava (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Baolina kitra, sokajy vehivavy : Hatao amin’ny faritra telo ny dingana faharoa
Hotanterahina ny 25 feb­roary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, any amin’ireo faritra telo : Ihosy sy Antsirabe ary (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Ny volo na Bararata : Tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ny Betsimisaraka
Zavamaniry iray tsy afa-misaraka amin’ ny olombelona maro ny volo na bararata. Ani­san’ny mampiasa azy io betsaka ny (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Itaosy : Trois voleurs de moto, placés en détention
Une moto volée restituée à son propriétaire, trois individus arrêtés. La Police nationale a mis fin aux agissements (…)
[Midi Madagasikara] - 19/02/2025
Dossier : Tsihy, Introduction remarquée dans le monde de la mode
Les nattes tressées de Madagascar ou « tsihy » ne datent pas d’hier et font partie de la vie quotidienne des (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |