Karate-“Coupe de Mada enfants”: Hitiliana ny mpikatroka zandriny
[Newsmada - Madagascar] - 1er/02/2025
Fifaninanana nasionaly hisantarana ny taom-pikatrohana 2025, ho an’ny federasion’ny Karate-do Malagasy, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy ankizy sy vehivavy. Fifaninanana hatao ny 1 sy 2 marsa izao, eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina. Ho an’ny fifaninanana ho an’ny ankizy, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Trafic de drogue : 16 kg de cocaïne interceptés par la gendarmerie, 3 Mauriciens et 6 Malgaches arrêtés
Ce samedi, la Cellule Anti-Narcotique nouvellement créée au sein de la gendarmerie nationale vient de mettre à jour (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Olona matin’ny pesta : Nofongarin’ny havany tao am-pasana
Nalain’izy ireo tao amin’ny fasam-bahiny ny razana ny alatsinainy alina teo raha maty tamin’ny sabotsy lasa teo. (…)
[Midi Madagasikara] - 13/02/2025
Fiarovana ny tontolo iainana : Marisika tsikelikely amin’ny fampiasana arina ekolojika ny mponina
Azo lazaina ho efa manomboka marisika amin’ny fampiasana ny arina ekolojika ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy amin’ (…)
[Newsmada] - 17/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Tombola « Devenez multimillionnaires »: Azon’i Lalarison Ricardo ny 25 tapitrisa Ar
Lelavola mitentina 25 000 000Ar no loka azon’i Lalarison Ricardo Cassidi, nandritra ny lalao tombola « Devenez (…)
[Newsmada] - 10/02/2025