VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 5/02/2025
Tsy tapaka fa misokatra ny fifamoivoizana amin’ny RN 2, mampitohy an’Antananarivo sy Toamasina, na teo aza ny fandalovan’ny rivodoza Faida. Mitohy, toraka izany koa, ny any amin’ny RN6, avy eto Antananarivo mankany Antsiranana. Hatreto, misy fifindrana fiara fitaterana eo amin’ny tetezana Efasy (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Baolina kitra, sokajy vehivavy : Hatao amin’ny faritra telo ny dingana faharoa
Hotanterahina ny 25 febroary hatramin’ny 1 marsa ho avy izao, any amin’ireo faritra telo : Ihosy sy Antsirabe ary (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
Futsal, vehivavy – CAN 2025: Miray vondrona ny Barea sy i Sénégal
Notontosaina omaly, tany Egypte, ny antsapaka amin’ny andiany voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
JJB-Federasiona : Ligy telo no hitsangana tsy ho ela
Nanatanteraka fivoriambe fanao isan-taona ny eo anivon’ ny Federasiona malagasin’ny Jiu-jitsu, ny faran’ny (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Pro League – COSFA Vs CFFA : Un avant-goût de la finale du Grand Tournoi d’Antananarivo
Le Stade Iavoloha sera le théâtre d’un duel tant attendu entre le COSFA et le CFFA. Un match qui s’annonce crucial (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Prix RFI Découverte : « Nous sommes fiers de nous », dixit Dina Mialinelina
RFI vient d’annoncer la grande gagnante du prix RFI Découverte 2025. C’est la chanteuse guinéenne Queen Rima qui a (…)
[Newsmada] - 20/02/2025