Loholona Rakotondrazafy Lalatiana : “Mariky ny fahatokisana no nanendrena ahy”

[Newsmada - Madagascar] - 8/02/2025
Voatendrin’ny filohan’ny Repoblika ho loholona Rakotondrazafy Lalatiana. Naneho ny heviny avy hatrany ny tenany, manoloana izany. “Mariky ny fahatokisan’ny filohan’ny Re­poblika no nanendrena ahy”, hoy ny loholona, Rakotondrazafy Lalatiana, ta­min­’ny mpanao gazety, taorian’ny lanonana (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Alasora : « Chauffeur » taxibe, namoy ny ainy teo am-pamiliana
Loza mahatsiravina no nitranga tetsy Alasora ny harivan’ny sabotsy lasa teo. Fiara mpitatitra iray, avy ao amin’ny « (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Kaominina Ambodilazana
Raha hofantarina dia manaraka an’iny lalam-pirenena faharoa iny, eo amin’ny kaominina ambanivohitra Fanadrana no (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Padel – « Orange MPP Tour »: Mpiara-miombona antoka manokana ny BNI Madagascar
Taranja vao haingana ny Padel saingy efa manenika an’i Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Tsy nisalasala ny banky (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
“Afrobasket 2025” : Fantatra ireo mpilalao 12 mirahalahy
Nivoaka omaly ny lisitra ofisialin’ireo mpilalao mandrafitra ny ekipan’ny Ankoay, hiatrika ny dingana faran’ny (…)
[Newsmada] - 19/02/2025
Dans le cosmos
Le salon du livre africain de Paris rempile pour sa 4e édition du 14 au 16 mars. Durant trois jours, de nombreux (…)
[Newsmada] - 20/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |