INDRAY MIJERY
[Newsmada - Madagascar] - 12/02/2025
Hahazo vahana ny oram-pahavaratra manerana ny Nosy, amin’ity herinandro ity. Mety hanantombo kokoa izany ho an’ny tapany atsimon’ny atitany, manomboka anio, ho an’ny tapany atsimon’Analamanga, ny distrika Anosibe an’Ala, Marolambo, Ifanadiana, ny ilany atsinanan’ny faritra Vakinankaratra, (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Antsirabe : Mpivarotra «kit Starlink » sandoka, voasambotry ny zandary
Telolahy ry zalahy : ny roa any Antsirabe ary ny iray aty Antananarivo, no miara-miketrika ity bizina maloto ity, (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Ny volo na Bararata : Tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ny Betsimisaraka
Zavamaniry iray tsy afa-misaraka amin’ ny olombelona maro ny volo na bararata. Anisan’ny mampiasa azy io betsaka ny (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
MJS – Toamasina : Manentana ny tanora havitrika ny minisitra
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy omaly, tao amin’ny Arena Sport Toamasina, ny hetsika “Tanora mandrafitra ny hoavy (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Madagascar l’Île ghetto
S’il vous arrive par hasard de croiser Monsieur Donald Trump et surtout un certain Elon Musk au coin d’une rue, ne (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025