Tsingerin-taonan’ny AJT: Nosokafana tamin’ny alalan’ny fambolen-kazo

[Newsmada - Madagascar] - 29/04/2025
Feno 17 taona ankehitriny ny nijoroan’ny fikambanan’ny mpanao gazety any Toa­masina (AJT). Notan­terahina tany an-toerana ny hetsika fankalazana, ny sabotsy 26 avrily lasa teo. Nanamarihana izany ny fambolen-kazo ary ny fizarana tolotra ho an’ny mpanao gazety sy ho an’ny tokan­trano marefo. (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

“Tapôlaka Glady”: Nanamafy indray ny lazany i Rossy
“Glady”, araka ny heviny. Tsy nitovy endrika tamin’ny taloha, saingy niavaka kokoa ny “Tapôlakaglady”, omaly. (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Médecins de l’océan Indien: 89% des objectifs atteints à Vatomandry
Fidèle à ses principes de réaliser des missions médicales et pluridisciplinaires à Madagascar, l’ONG Médecins de (…)
[Newsmada] - 4/06/2025
«Cosafa 2025» : Andrasana ny lisitry ny Barea A’
Hotanterahina manomboka rahampitso hatramin’ny 15 jona ho avy izao, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 3/06/2025
Nanao voyage d’études : Tovovavy mpianatry ny lycée namoy ny ainy
Tovovavy 17 taona tamin’ireo mpianatra avy etsy Sabotsy Namehana nikasa hanao voyage d’études, namoy ny ainy teny (…)
[Newsmada] - 10/06/2025
Ankirihiry avaratra P/elle 11/58 Toamasina : Jiolahy misandoka ho polisy saika hamaky fivarotana
Ity tonga amin’ilay fiteny hoe « misy raha ‘la terre’ », satria jiolahy tafiditra ao anaty fefy saika hamaky (…)
[Midi Madagasikara] - 7/06/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |