Tsipy kanetibe vehivavy : Vonona ny ekipa malagasy

[Newsmada - Madagascar] - 9/10/2025
Hanomboka amin’ny fom­ba ofisialy anio alakamisy, ao amin’ny Kianja Douaisis France, ny andiany faha-20 amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja tsipy kanetibe, sokajy vehivavy. Firenena hatrany amin’ny 50 no hiady izay ho lohany amin’ity ka anisan’izany i Madagasikara. Efa any (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Mahatanty haintany: Ahazoana 700 kg/ha ny karazana apemba vaovao
Nampahafantarina omaly, tamin’ny fomba ofisialy, ny ka­razana apemba roa vaovao, Mina sy Manana. Valim-pikarohana (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Fahasalaman’ny saina : Hisy tohana maimaimpoana
Hotanterahina anio, ary ha­haritra roa andro, ny fanamarihana ny Androm-pirenena momba ny fahasalaman’ny saina, eny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Baolina kitra: Ho avy hanavao ny sata mifehy ny Federasionina ny Fifa
Ho tonga eto an-tanindrazana, amin’io volana janoary io, ny filohan’ny Federasionina iraisam-pirenena ho an’ny (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Mpampianatra voalaza ho mamo: Nodisoin’ny fikambanan’ny mpampianatra tany Betroka
Nandalo sy nitsidika ny mpampianatra sy ny ray aman-drenin’ny mpianatra tany amin’ny distrikan’i Be­troka ny (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
Banque mondiale : Un portefeuille de 4 milliards de dollars pour Madagascar, 60% restent à décaisser
Avec 23 projets en cours, pour un engagement total d’environ 4 milliards de dollars, dont près des trois cinquièmes (…)
[Midi Madagasikara] - 29/11/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |