Fiofanana Fiba Afrika: Malagasy mpitsara telo afa-panadinana

[Newsmada - Madagascar] - 11/10/2025
Namoaka ny anaran’ireo mpitsara afrikanina nahomby tamin’ny fiofanana ny eo anivon’ny Fiba Afrika. Malagasy mpitsara telo, ahitana an-dRabemananjara Mbolamena, Son of Man Sunshine Cynthia Anastasie ary Rakotonirina Lantomananarivony Aina Redjany, no afaka tamin’ny fanadinana ka nahazo ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana
Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
VAOVAO TAMBATRA
Ho tohizana ny asa fanamboarana ny arabe migodana, hatreo amin’ny PK 80. Ezahina tsy hisy intsony ny tanimbary (…)
[Newsmada] - 6/12/2025
Bôndy Green Army : Mpilatsaka an-tsitrapo manao fambolen-kazo
Nanangana ny fikambanan’ny mpilatsaka an-tsitrapo, Bôndy Green Army (BGA), ny orinasa Bôndy, entina hanatanterahana (…)
[Newsmada] - 5/12/2025
Ultra Trek des Collines Sacrées : Des ambiances sportives et humaines autour des sentiers d’Analamanga
La sixième édition de l’Ultra Trek des Collines Sacrées (UTCS) a tenu toutes ses promesses, le week-end dernier. (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Kaominina Mandoto: Fianakaviana 205 mampiasa fatana vitogaz
Vita sonia ny 18 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ ny orinasa Promodim, ao anatin’ny vondrona Imperial Brands (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |