Fanatsarana ny famatsian-drano: Nanampy bonbonne 25 ny Jirama

[Newsmada - Madagascar] - 30/08/2025
Araka ny vaovao naparitaky ny orinasa malagasy Jirama, omaly, tao anaty tambajotran-tseraseran’izy ireo. Nisy ny fampitaovana isan-karazany nataony mba hisitrahan’ny Ma­lagasy rano fisotro madio. Anisan’ny tena nisongadina tamin’izany ny fanampiana bonbonne miisa 25, izay hanatevina ny 236 efa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

À la campagne : C’est tout autre chose!
Effectivement, ils entendent les cris de leurs compatriotes à travers leur petite radio chaque soir en rentrant chez (…)
[Midi Madagasikara] - 14/10/2025
Circulation nocturne : Levée du couvre-feu à Analamanga, Mahajanga, Toamasina et Toliara
Des arrêtés préfectoraux signés par le préfet de police d’Antananarivo et les préfets de Mahajanga, Toliara et de (…)
[Midi Madagasikara] - 10/10/2025
Fifanintsanana Mondial : Efa any Mali ny Barean’i Madagasikara
« Tonga sahady! Vonona izahay! » Araka ny loharanom-baovao voaray, omaly, efa any Bamako, Mali, ny ekipam-pirenen’i (…)
[Newsmada] - 10/10/2025
Hisy famotsoran-keloka ? : Nisy naka ny lisitry ny voafonja politika
Omaly no nisy tompon’andraikitra izay naka ny anaran’ny voafonja politika sy ny mombamomba azy ireo, isan’izany ny (…)
[Midi Madagasikara] - 11/10/2025
Beach Volley Zone 7 « Round 2 »: Ekipa malagasy roa handray anjara
Hotanterahina any Kaomoro, ny 29 oktobra hatramin’ny 2 novambra 2025 izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny faritra (…)
[Newsmada] - 15/10/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |