SOMBIM-BAOVAO
[Newsmada - Madagascar] - 11/09/2025
Anisan’ireo mpilalao nantsoin’ny Elgeco Plus handrafitra ny ekipany amin’ny lalao savaranonando mandroso, hiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ilay kameroney i Pafong. Ankoatra azy, hisy mpilalao hafa avy eto an-toerana telo hafa, ka anisan’izany i Gregas. Tsiahivina fa hidona amin’ny Silver (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Barea Chan : Nilamina ny resaka « Prize Money »
Tsy niandry an’ilay 72 ora akory, nandray andraikitra ny eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra (…)
[Newsmada] - 29/10/2025
Ankadimbahoaka : Jiolahy raindahiny maty voatifitry ny pôlisy
Nitatatata indray ny basy ny alin’ny alakamisy teo, teny amin’iny faritra Paraky sy Ankadimbahoaka iny. Raha ny (…)
[Midi Madagasikara] - 25/10/2025
Handball – “Mada senior 2025” : Nisongadina ny ekipan’Atsinanana
Nanomboka omaly, tao amin’ny Kianja mitafo Arena Sport Toamasina, ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
Fitantanana baolina kitra : Manentana ny mpomba azy hidina an-dalambe ny mpilalao zokiny
“ Mitohy ny tolona”, hoy ireo mpilalao efatra mirahalahy an’ny Barea zokiny: i Abel Anicet, Bolida, Faneva Ima ary i (…)
[Newsmada] - 31/10/2025
Tana Water Front: Hiverina hisokatra ny Cinépax
Vaovao lehibe ho an’ny mpankafy ny sarimihetsika anaty efitrano! Niarina tamin’ny fahavoazany ny Cinépax Madagascar (…)
[Newsmada] - 31/10/2025

