Mampiahiahy : Lehilahy hita faty teo amin’ny seranan-tsambo
[Newsmada - Madagascar] - 8/10/2025
Raim-pianakaviana iray sahabo ho 45 taona hitan’ny mpiasan’ny seranan-tsambo hamonjy asa vao maraina, ny talata faha-7 oktobra teo, tokony ho tamin’ny 4 ora sy 30 mn, nitsirara mifanakaiky amin’ny tobin-tsolika iray ao Ampasimazava – Toamasina. Nandritra ny fandalovan’ny mpanao gazety teny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Fampianarana ambony : Fanamby ny hanatanterahana bakalorea madio
Vita ny tombana momba ny fanadinana bakalorea taona 2025 nataon’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony sy ny (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina : Hamolavola mpilalao ho reharehan’Antohomadinika
Taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faha-65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina (RCI), taranja rugby, ny (…)
[Newsmada] - 18/11/2025
Bodybuilding: 16 taona aty aoriana, azon’ny Malagasy ny tompondaka maneran-tany
Nigadona an-tanindrazana, omaly, ny delegasionina malagasy niatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja (…)
[Newsmada] - 20/11/2025
« PLFI 2026 »: Fitaovana hampandrosoana ny toekarena ny hetra
«Tsy loharanom-bola fotsiny ny hetra fa tena fitaovana politika ara-toekarena », hoy ny minisitry ny Toekarena sy ny (…)
[Newsmada] - 14/11/2025

