Rallye – Filaharana vonjimaika : Mifanakaiky i Mathieu sy i Faniry
[Newsmada - Madagascar] - 8/10/2025
Taorian’ny fahavitan’ny dingana efatra ho fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ny Rallye, mpanamory roa no tena misongadina eo amin’ny filaharana. Mitarika i Faniry, avy amin’ny klioba TMF, arahin’i Mathieu Asacm. Mifanakaiky mantsy izy mirahalahy ireo amin’ny isa azo. Nahazo 126, 5 i (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Trafika ana harem-pirenena: Varika miisa 10 saika haondrana any Dubaï
Tambajotra mpanondrana biby arovana, ahitana Malagasy sy vahiny, voasambotra rehefa nikasa hivoaka an’i (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
Tsipy kanetibe tompondakan’i Afrika : Hanatevina ny ekipan’ny Pac i Mirija (Fakr)
Nanainga omaly ny ekipan’ny Pac (Pétanque Ampitatafika club), hiatrika ny andiany faha-10 amin’ny fiadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 21/11/2025
65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina : Hamolavola mpilalao ho reharehan’Antohomadinika
Taorian’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faha-65 taonan’ny Rosa Club de l’Imerina (RCI), taranja rugby, ny (…)
[Newsmada] - 18/11/2025
CATI: Manamafy ny fikarohana hanatsarana ny toekarena
Hanamafy ny fifaninanana ara-toekarena, hanohanana ny fikarohana sy ny fanavaozana ara-teknolojia ary hanome sehatra (…)
[Newsmada] - 22/11/2025
Faragasy sy Dilo : Nahatafita hafatra ny « Soa Meva »
Tafiditra ao anatin’ny « Novembre numérique ». Ny sabotsy 15 novambra teo no nanatontosan’i Faragasy sy i Dilo (Eat (…)
[Newsmada] - 17/11/2025

