Depiote Razafimanantsoa Hanitra: «Tsy nisy fanonganam-panjakana teto»
[Newsmada - Madagascar] - 20/10/2025
“Tsy nisy fanonganam-panjakana teto Madagasikara, fa tsy nisy fanafihana mitam-basy tany amin’ny lapam-panjakana”. Io ny fanazavan’ny depiote Razafimanantsoa Hanitra tamin’ny famaranana ny hetsika teny amin’ny kianjan’ny 13 mey, Analakely, afakomaly. Ny didin’ny Fitsarana avo momba ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Rugby – “XXL Top 12”: Tsy mbola afa-bela tamin’ny Cosfa ny USA
Nitohy ny alahady teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahadimy iadiana ny ho (…)
[Newsmada] - 2/12/2025
Tetikasa Greenskills: Namoaka tanora teknisianina 25 mianadahy
Ampirisihina ny tovovavy hisafidy ny sehatra teknika, ka telo izy ireo no voaray nanaraka ny fiofanana ho Technicien (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Kaominina Mandoto: Fianakaviana 205 mampiasa fatana vitogaz
Vita sonia ny 18 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ ny orinasa Promodim, ao anatin’ny vondrona Imperial Brands (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Madagasikara. Tanterahina eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
Moramanga : Un gendarme se donne la mort avec son arme de service
Un drame s’est produit le 25 novembre à Moramanga. Le gendarme principal de 2e classe Rakotomalala Fanambinantsoa (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025

