Minisitra hitantana ny fanatanjahantena: “Tokony ho olona niaina tao anatin’ny taranja”
[Newsmada - Madagascar] - 21/10/2025
Ho fantatra tsy ho ela ireo minisitra handrafitra ny governemanta. Maneho ny heviny ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny fanatanjahantena. Vital Serge, filohan’ny fikambanana Espoirs sportifs de Tuléar: “Olona niaina ny fanatanjahantena nanomboka tamin’ny fahazazana, mahalala izany atao hoe (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
« Ampela Online » : Nibata ny laharana voalohany ny Mioty MJ
Lelavola mitentina 5 tapitrisa Ar no nomen’ny Yas Madagascar an-dRamamonjy Nomenjanahary, vehivavy mpitantana ny (…)
[Newsmada] - 28/11/2025
Nano Mada 2025 : Famelabelarana voka-pikarohan’ny nanotechnologie maneran-tany
Andiany fahatelo ny fivoriana iraisam-pirenena momba ny nanotechnologie eto Madagasikara. Tanterahina eny amin’ny (…)
[Newsmada] - 1er/12/2025
«Cours des dirigeants sportifs»: Mpanao gazety 8 miofana
Nanomboka ny alatsinainy teo ny fiofanana « Cours des dirigeants sportifs », izay ahitana mpiofana 24 mianadahy. (…)
[Newsmada] - 3/12/2025
Moramanga : Un gendarme se donne la mort avec son arme de service
Un drame s’est produit le 25 novembre à Moramanga. Le gendarme principal de 2e classe Rakotomalala Fanambinantsoa (…)
[Midi Madagasikara] - 28/11/2025
Volana desambra: Niakatra ny vidin’ny solika rehetra
Nihatra nanomboka ny alin’ny alakamisy hifoha zoma teo ny vidin-tsolika vaovao mandritra ity volana desambra ity, (…)
[Newsmada] - 6/12/2025

