VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 13/12/2025
Horaisin’ny fanjakana ny fitantanana ireo fananan’ny Madarail. Voakasik’izany ny any Toamasina sy Mantasoa ary eto Antananarivo. Tsikaritra fa nisy fampanofana tany sy trano tamin’ny Madarail Immobilier (mpanofa) nataon’ny Madarail SA (mpampanofa). Fotodrafitrasa maro toy ny trano, tany marobe (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Lalao Fihezama 2025 : Any Manjakandriana, ny 20 sy 21 desambra
Any Manjakandriana indray no hanatanterahana ny Lalao Fihezama (Fitaizana herin’ny zatovo malagasy), ny 20 sy 21 (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
Tsipy kanetibe : Haverina rahampitso ny fifidianana
Taorian’ny tsy fahatanterahan’ny fifidianana ho filohan’ny ligy, taranja tsipy kanetibe, teto Analamanga sy tany (…)
[Newsmada] - 10/12/2025
Mpividy volamena hita faty : Efa-dahy voasambotry ny zandary
Notanan’ny zandarimariam-pirenena natao fanadihadiana ireo efa-dahy ahina ho tompon’antoka tamin’ny vonoan’olona (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
Rugby – Solidarité sportive : le ministère au chevet de Tahiana « Mongo »
Le ministère de la Jeunesse et des Sports a apporté son soutien à Tahiana « Mongo », joueur de l’USA Ankadifotsy, (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Orange Madagascar : Tafapetraka ny Fibre optique Tana-Mahajanga
Dingana lehibe amin’ny fampiroboroboana ny niomerika no vitan’ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny fahavitan’ny (…)
[Newsmada] - 8/12/2025

