Toamasina renivohitra : Tena mihetraketraka ireo andian-jiolahy

[Midi Madagasikara - Madagascar] - 28/10/2025
Manao ny lalany mihitsy ireo andian-jiolahy eto Toamasina amin’izao fotoana izao, satria tsy misy fokontany tsy ahitana azy ireo amin’ny asany indrindra ny ao Ambalamanasy – Mangarano – Barikadimy – Depot – Andranomadio… ary ny Tanambao verrerie. Isan’izany ity tranga nihatra tamin’ny tokantrano (…)
... article publié par le journal "Midi Madagasikara". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Manoloana ny fiovan’ny toetr’andro : Nanao fanazarana amin’ny fiatrehana loza ny faritra 15
« Tany amin’ny taona 2013-2015, faritra 16 amin’ny faritra 22 no voafaritra fa marefo. Amin’izao fotoana izao, (…)
[Newsmada] - 12/12/2025
Salon de la Gastronomie : “Entre mets et chocolat” à l’AFT Andavamamba
Les papilles vont se régaler lors de la 11e édition du salon de la Gastronomie du 18 au 20 décembre à l’Alliance (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Projet Mionjo : Près de 3 millions de bénéficiaires dans le Sud de Madagascar
Lancé en 2020 par le gouvernement malgache sous la tutelle du ministère de l’Intérieur et de la Décentralisation, (…)
[Midi Madagasikara] - 13/12/2025
Kitra D2 – « Poule des As » : Resin’ny Clinique Zanatany ny CosPN
Nanomboka omaly, teny amin’ny Kianja Ambohidra­trimo, ny andro voalohany amin’ny “Poule des As”, fifanintsanana (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
Fampananana asa : Niara-namaha olana ny minisitera sy ny orinasa
Nanao atrikasa tetsy Anosy, omaly, ny eo anivon’ny mini­siteran’ny Asa, notarihin’ny minisitra Florent Soatiana Bety (…)
[Newsmada] - 13/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |