Nandritra ny fisafoana: tovolahy iray maty voatifitry ny polisy
[Newsmada - Madagascar] - 9/01/2025
Nirefotra indray ny basy tao Tanambao Verrerie Amparangodorao Parisela 21/71, ny talata alina teo. Tsy lavitry ny toeram-pitsaboana iray no nitrangan’izany. Raha ny angom-baovao voaray teo anivon’ny polisy, tovolahy iray voalaza fa jiolahy saika hamaky trano ity maty voatifitra ity. Nikasa (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Badminton – « Afrique 2025 » : Fandresena roa sy faharesena iray azon’i Lalaina
Tontosa tany Douala Cameroun, ny alahady lasa teo, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja badminton, sokajy (…)
[Newsmada] - 18/02/2025
SOMBIM-BAOVAO
Ho fantatra amin’ny alahady ho avy izao izay ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, vehivavy, sokajy D2. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Tsipy kanetibe – “PPF 2025”: Miray vondrona i Rocher sy i Racle
Tontosa omaly, tany Aix-en-Provence France, ny antsapaka amin’ny famaranana lehibe taranja tsipy kanetibe, « Passion (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Toamasina : Mpiambina matin’ny jiolahy
Niantso vonjeo rehefa nahatsikaritra olon-dratsy tao amin’ny toerana arovany, tsarok’antsy avy hatrany no (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Fiarovana ny tontolo iainana : Marisika tsikelikely amin’ny fampiasana arina ekolojika ny mponina
Azo lazaina ho efa manomboka marisika amin’ny fampiasana ny arina ekolojika ny ankamaroan’ny vahoaka malagasy amin’ (…)
[Newsmada] - 17/02/2025