Noho ny aretina nitaiza azy: lehilahy hita faty nihantona tamin’ny tady

[Newsmada - Madagascar] - 10/01/2025
Lehilahy iray hita faty nihantona tao an-tranony, ao Andavadopy, fokontany Ambohipanasina, kaominina ambanivohitr’Anosiala, distrika Ambohidratrimo, omaly tolakandro tamin’ny 1 ora. Naharay antso avy amin’ny sefo fokontany Ambo­hipanasina ny le­hiben’ny tobim-paritry ny zandarimaria momba ny (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Ny volo na Bararata : Tsy afa-misaraka amin’ny filana andavanandron’ny Betsimisaraka
Zavamaniry iray tsy afa-misaraka amin’ ny olombelona maro ny volo na bararata. Ani­san’ny mampiasa azy io betsaka ny (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Huawei ICT Competition 2024-2025 : Sivy mianadahy hisolo tena an’i Madagasikara
Handray anjara amin’ny final regional, fifaninana “Hua­wei ICT Competition andiany faha-sivy”, ny 27 febroary izao i (…)
[Newsmada] - 22/02/2025
Kitra any Allemagne : Efa tompon-toerana i Bolo
Malagasy mpilalao baolina kitra, efa mametraka ny lazany any Allemagne, i Voaha­riniaina Kanto Fitiavana na i Bolo. (…)
[Newsmada] - 14/02/2025
Toamasina renivohitra : Tena tsy milamina ny tanana…
Nitrangana vono olona indray tao Salazamay P/elle 14//21 ny alin’ny alatsinainy nifoha talata teo tokony manodidina (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Maevatanàna : Nohamafisina ny fanantanterahana ny fandriam-pahalemana maharitra
Ny andron’ny Atalata faha 18 Febroary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny valo ora maraina mahery telopolo minitra (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |