Fanafihana tao Ambohiboatavo: telo mianaka maty nozerana vatobe

[Newsmada - Madagascar] - 11/01/2025
Nitrangana fanafihana mi­tam-piadiana namoizana ain’ olona tao Ambohiboatavo, kaominina ambanivohitr’ Am­pitatsimo, distrikan’ Ambaton­drazaka, omaly maraina tamin’ny 9 ora. Vokany, olona telo indray maty. Raha ny fampitam-baovao voaray avy any an-toerana, mpanampy iray saika hanome (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Lalao sakana “XXL Top 12”: Famaranana kely ny an’ny Tam sy ny TFMA
Hitora-jofo ny Kianja Makis Andohatapenaka, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra eo izay ekipa tafita (…)
[Newsmada] - 15/02/2025
Maevatanàna : Nohamafisina ny fanantanterahana ny fandriam-pahalemana maharitra
Ny andron’ny Atalata faha 18 Febroary taona 2025 teo iny, tokony tamin’ny valo ora maraina mahery telopolo minitra (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Jiu-Jitsu – Championnat d’Afrique : Madagascar alignera plus de 30 combattants
La Fédération Malgache de Jiu-Jitsu (FMJJ) a tenu son Assemblée Générale Ordinaire ce samedi au Palais des Sports (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Antsirabe : Mpivarotra «kit Starlink » sandoka, voasambotry ny zandary
Telolahy ry zalahy : ny roa any Antsirabe ary ny iray aty Antananarivo, no miara-miketrika ity bizina maloto ity, (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Maevatanàna : Fiara kamiao iray no nilatsaka tao ambanin’ny tetezan’Androtra
Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray teny amin’ny lalam-pirenena fahefatra, izany hoe: fiara kamiao iray avy (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |