VAOVAO TAMBATRA
[Newsmada - Madagascar] - 25/01/2025
Hananganana toby fivarotan-tsolika ny distrika miisa 38 tsy mbola manana eto amintsika. Hotaterina amin’ny sambo ihany koa ny solika mankany Mahajanga sy Toliara. Nodinihina ny fifanarahana eo amin’ny Jirama sy ny mpamatsy solika amin’ny lafiny famatsiana ny milina. Fomba ahavitan-tena ara-bary (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.
Dans les journaux malgaches
Padel – « Orange MPP Tour »: Mpiara-miombona antoka manokana ny BNI Madagascar
Taranja vao haingana ny Padel saingy efa manenika an’i Madagasikara, amin’izao fotoana izao. Tsy nisalasala ny banky (…)
[Newsmada] - 20/02/2025
Antsirabe : Mpivarotra «kit Starlink » sandoka, voasambotry ny zandary
Telolahy ry zalahy : ny roa any Antsirabe ary ny iray aty Antananarivo, no miara-miketrika ity bizina maloto ity, (…)
[Midi Madagasikara] - 20/02/2025
Jirama sandoka : Olona roa karohina
Misandoka ho mpiasan’ny Jirama izy ireo ary milaza fa hanao fitsirihina. Mikonokokona kely eo ary mitaky vola (…)
[Midi Madagasikara] - 17/02/2025
Nécrologie du 21 février 2025
Cliquez pour agrandir The post Nécrologie du 21 février 2025 first appeared on Midi Madagasikara. L’article (…)
[Midi Madagasikara] - 21/02/2025
Federasiona malagasin’ny Golf : Nametraka ny fandaharanasany teny amin’ny minisitera
Anisan’ireo taranja mijoro ara-dalàna eto Madagasikara ny golf. Nizara ny tetikasany teny anivon’ny minisiteran’ny (…)
[Newsmada] - 18/02/2025