SOMBIM-BAOVAO

[Newsmada - Madagascar] - 23/10/2025
Hanamarika ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, sokajy latsaky ny 20 taona, ny fiverenan’ny ekipan’ny Stef’Auto volley-ball avy any Toamasina eo ambony Kianja. Hifaninana eo amin’ny sokajy vehivavy ity ekipa ity, rehefa tsy niatrika izany nandritra ny fotoana ela. Misy ihany ireo klioba (…)
... article publié par le journal "Newsmada". Lire la suite de l'article >
Pour toute information ou réclamation sur cet article, voir directement avec le journal.


    e-mail    

Dans les journaux malgaches

Momota au Palais des Sports: « 60% des spectateurs sont des adultes »
Pour clôturer l’année en beauté, Live Prod organise ce dimanche à partir de 14h30 au Palais des Sports et de la (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Mpividy volamena hita faty : Efa-dahy voasambotry ny zandary
Notanan’ny zandarimariam-pirenena natao fanadihadiana ireo efa-dahy ahina ho tompon’antoka tamin’ny vo­noan’olona (…)
[Newsmada] - 11/12/2025
Fampananana asa : Niara-namaha olana ny minisitera sy ny orinasa
Nanao atrikasa tetsy Anosy, omaly, ny eo anivon’ny mini­siteran’ny Asa, notarihin’ny minisitra Florent Soatiana Bety (…)
[Newsmada] - 13/12/2025
Orange Madagascar : Tafapetraka ny Fibre optique Tana-Mahajanga
Dingana lehibe amin’ny fampiroboroboana ny niomerika no vitan’ny Orange Madagascar tamin’ny alalan’ny fahavitan’ny (…)
[Newsmada] - 8/12/2025
“Africa Cup 3×3”: Notoloran’ny Yas 52 000 000 Ar ny Ankoay
Noraisin’ny Yas Madaga­sikara, teny Andraharo, oma­ly, ny mpilalaon’ny Ankoay sy ireo Staff teknika ary ny (…)
[Newsmada] - 10/12/2025

|   Envoi ou retrait d'articles revue de presse   |   Ajouter votre journal   |